Araho ny fatra voalaza. Raha misy olana dia mifandraisa amin'ny veterinera.
Ampidiro mivantana ao am-bavan'ny biby na ao anaty sakafo ny VITA-BOLUS PLUS.

Miankina amin'ny tsy fahampian'ny vitamina, azo omena fanindroany isaky ny herinandro ny fatra raha ilaina. Mba hamporisihana ny fahombiazan'ny biby (fitomboana, fahavokarana, fampinonoana, sns.), dia omeo VITA-BOLUS PLUS indray mandeha isam-bolana.
Hena: tsy misy.
Ronono: tsy misy.
Tehirizo ao amin'ny toerana mangatsiaka sy maina ny boli.